Ahoana

Ahoana  ny fomba atao mba ahazoana tombony amin’ny e-market ?

Ny tamba-jotra, ny vovonana ary ny mpikambana tantsaha diafa-mampiasa ny e-market. Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mifandray aminay mivantana amin’ny alalan’ny famenoana ny fiseraserana. Raha efa mandeha ny e-market ao amin’ny faritra misy anao

  1. Midirà ao amin’ny internet, tranok’ala http://localhost/wordpress amin’ny alalan’ny finday, tablette na solosaina
  2. Misoratà anarana sy ny mombamomba anao ( anarana, asa, laharana finday, toerana ipetrahana, fiteny fampiasa,…)
  3. Miandrasa sms manamarina ny fidiranao ho mpikambana na mailaka
  4. Afaka mampiasa avy hatrany ny e-market ianao

Ahoana ny atao raha te ho mpiara-miombon’antoka ?

Ho an’ireo izay manam-paniriana dia afaka mifandray aminay na  vondron’olona, na vovonana fikambanana tantsaha.

Ahoana ny fampiharana mivantana ny e-market ?

Ny fisoratana anarana dia miandry 48 ora eo vao mahazo fankatoavana .

Ny sarany ?

Ny mpanohana dia mandoa fandraisana anjara isan-taona, na izany aza dia tsy manana tanjona hitady tombony ny e-market ka ny fanohanan’ny mpandray anjara tsirairayavy no miantoka ny fitohizany. Mifandraisa amin’ny tompon’andraikitra @ alalan’ny fiseraserana raha mila fanazavana fanampiny.