Fampahafantarana ny momba ny eMarket t@ ICT4Ag tany Kigali

Naseho teo anoloan’ny olona maro avy tamin’ny firenena maro samihafa ny Rural eMarket izay novokarin’ny tanora malagasy liana @ fampandrosoana ny any ambanivohitra amin’ny alalan’ny fampiasana ny TIC nandritra ny andro Plug & Play – tany @ ICT4AG notanterahin’ny CTA notanterahina tao Kigali.

Fanazavana ny @ Rural eMarket nataon’i Andrianjafy nandritra ny ICT4AG

Maro ireo olona, avy amin’ny vondron’ny tantsaha, sehatra tsy miankina, avy amin’ny firenena maro no liana ny @ fampiasana ity fitaovana ity.

Télécharger la présentation (en Anglais) en cliquant ici

You may also like...